Actualités

Association Zanabahoaka III G Hangar Hangotraka ny famaranana ny « Vacances Rotsirotsy 2014 » amin’ny alahady


  • Talata 30 Septambra 2014

Toy ny fanaon-dry zareo isan-taona dia hanatanteraka fizarana mari-pahatsiarovana sy loka ho an’ireo ankizy afaka fanadinam-panjakana toy ny Cepe, Bepc ary Bacc etsy amin’ny Ex- Sanifer Antohomadinika ny fikambanana Zanabahoaka III G Hangar

Hararaotina amin’io koa, hoy ny filohan’ity fikambanana ity,  Atoa Andriamamonjisoa Rolland Pascal, ny fizarana amboara ho an’ireo klioba nandresy tamin’ny fifaninanana “Foot à 9” sokajy U 8 sy U 10  nokarakarain-dry zareo ihany ary mbola hotontosaina amin’io andro io ihany koa ny famaranana ny fifaninanana Rotsirotsy an-kira “vacances 2014” izay makamaka tahaka an’ireny resaka fifaninanana kopi kole ireny ihany ka andraisana vatombaton’ankizy anjara. 5 mianadahy no hiatrika ny famaranana ka ho tolotra lalavola 5 alina ariary miampy fitaovam-pianarana ny mahazo ny laharana voalohany. Hetsika eo ambany fiahian’ny delegen’ny Boriborintany I eto Antananarivo Renivohitra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT