Actualités

Asa sosialin’ny vadin’ny filoham-pirenena Olona 120 no nahazo tombontsoa tao Ambositra


  • Alakamisy 23 Oktobra 2014

Mitohy hatrany ny asa sosialy ataon’ny vadin’ny filoham-pirenena Voahangy Rajaonarimampianina amin’ny alalan’ny asa tanamaro na Himo eny anivon’ny fokontany.

Nanomboka tamin’ny fomba ofisialy omaly talata 21 oktobra ny tao amin’ny kaominina ambositra renivohitra ka ny fokontany ambanivolafotsy, Alakamisy-Ambohimiadana ary Iajaky no nanaovana asa fanadiovana tanterahin’ireo olona 40 isam-pokontany, karamaina 3000 ariary isan’olona mandritra ny 5 andro. Tonga tao Ambositra ny solontenan’ny fikambanana tarihin-dramatoa Voahangy Rajaonarimampianina nanolotra ireo asa ireo niaraka tamin’ny minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika. Ilain’ny tanànan’ambositra rahateo ny fanadiovana toy izao

satria efa mivangongo ela ny fako. Niara-niasa amin’izao asa fanadiovana izao ireo mpianatry ny ISTA ao ambositra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT