Actualités

Asa fampihorohoroana tany Paris Voasambotra ny atidoha nikotrika azy


  • Sabotsy 16 Aprily 2016

Asa fampihorohoroana tany Paris Voasambotra ny atidoha nikotrika azy

 Asa fampihorohoroana tany Paris

Voasambotra ny atidoha nikotrika azy

Voalaza fa naratra teo amin’ny tongony i Abdeslam ary voatery nentina tany ain’ny hopitaly. Nahatratra 129 ny maty ary 352 no naratra vokatry ny asa fampihorohoroana tany Frantsa izay nahery vaika indrindra hatramin’izay naha Frantsa an’i Frantsa ary nanova tanteraka ny fiainan’ny Frantsay sy ny politikan’ny fiarovana sy fandriampahalemana any an-toerana. Mpikambana ao amin’ny Etat Islamique moa i Salah Abdeslam.


RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT