Actualités

Antsirabe - Antananarivo Tafakatra 15.000 Ariary ny sarandalana


  • Talata 06 Janoary 2015

Niakatra ho 12.000 Ariary ka hatramin’ny 15.000 Ariary ny sarandalana Antsirabe-Antananarivo (160 Km) taorian’ny fetin’ny faran’ny taona iny ka niteraka fimenomenonana sy tabataba tamin’ireo mpandeha izany.

 Nitombo isa moa ny mpampiasa ny zotra taorian’ny fety satria tao ireo mpianatra avy namangy ireo ray aman-dreniny ka hamonjy fianarana ary tsy maintsy mandeha, ankoatry ireo fianakaviana namonjy fety tany an-toerana ka dia nanaraotra ireo mpitatitra. Tsy vao sambany izao fampiakarana sarandàlana mihoa-pampana toy izao fa efa fanaon’ireo mpampily sy ny mpanera isan-taoana. Saika fananana manampahefana sy mpitandro filaminana ihany koa ireo fiara miasa amin’io zotra io ka dia jerem-potsiny.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT