Miisa 63 ireo loholona handrafitra ny antenimieran-doholona, izay no tapaky ny filan-kevitry ny minisitra notanterahana omaly, fidin’ireo mpifidy lehibe ahitana ny ben’ny tanàna sy ny mpanolotsain’ny tanàna manerana ny nosy ny 42
amin’ireo raha toa ka ho tendren’ny filoham-pirenena kosa ny 21 ambiny.Raha ny voka-pifidianana farany teo no hiaingana, dia hanana ny maro an’isa tsy azo iadian-kevitra ao amin’ny lapan’Anosikely ny antoko HVM ary vao miha hanamafy izany ny fanendren’ny filoha ny senatera 21 hafa araka ny fahefana omen’ny lalampanorenana azy.
RTT
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.