Actualités

Antaninarenina Toliara Zazamenavava nisy nanary teo amoron-dalana


  • Alakamisy 06 Novambra 2014

Zazamenavava vao teraka sahabo ho tapa-bolana no nisy nanary amoron-dalana napetraka teo ambony latabatra fivarotan’olona, afak’omaly alina, tokony ho tamin’ny 9 ora sy sasany tany ho any tao amin’ny fokontany

Antaninarenina Toliara. Ilay zaza tsy manan-tsiny nitomany nigogogogo no nanaitra ny manodidina, ka tonga nizaha ny zava-nisy ny teo an-tanàna. Mpivady tanora no nety nandray an’ity zaza ity ka mitaiza azy hatramin’izao, raha tsy fantatra kosa ny reniny na ny olona nametraka azy teo amoron-dalana. Tato ho ato, nanao tohivakana ny fanariana zaza vao teraka ao Toliara ao. Asa, vokatry ny ankizy kely veta loatra ka mampitombo isa ny vohoka sy zaza tsy nirina ve ?

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT