Actualités

Antanandrano Anjakan’ny varotra Rongony


  • Alakamisy 18 Desambra 2014

Anisan’ny faritra tena anjakan’ny varotra rongony sy ny fifohana azy ity ny eny Antanandrano Avaradrano eny.

Tamin’ity herinandro ity izao dia nahatrarana rongony miisa telo gony indray  teny amin’ny lalam-pirenena faha-7  iny. Raha ny voalazan’ny mpitandro ny filaminana avy eo amin’ny sampana misahana ny heloka bevava dia rongony saika hamidy eny Antanandrano ity tratra ity. Ramatoa 50 taona no atidoha. Efa natolotra ny fitsarana ny alarobia teo ny raharaha. Etsy ankilany dia rangahy iray ihany koa no nahatrarana rongony miisa 1297  fonosana omaly teny amin’ny faritra IVO iny.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT