Actualités

"Antananarivo tsiahy sary" Aranty eo amin’ny zaridainan'Andohalo


  • Alarobia 23 Novambra 2016



Hetsika iray anisan’ny manamarika ny fampiantranoan’i Madagasikara ny Frankôfônia 2016 izao ny fampirantiana “Antananarivo Tsiahy sary” tanterahina etsy amin'ny Zaridainan'Andohalo hatry ny alatsinainy teo. Ahitana sary taloha momba ny tanànan'Antananarivo sy ny niainan'ny Malagasy ary ny fitafy fotsy izay ahitana avy hatrany ny fahatsoram-pon’ny mponina teto taloha eny an-toerana. Mangataka amin'ny mpikarakara ny Ben'ny tanàna Lalao Ravalomanana mba hoentina etsy amin'ny toerana malalaka manoloana ny Lapan'ny tanàna Analakely izao fampirantiana sary izao izay hanasana ny Malagasy rehetra fa tsy ho an'ny vahiny ihany.

Nangonin’i Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT