Actualités

Antananarivo Renivohitra Notokanana ireo làlana “Ghandi”


  • Talata 27 Aogositra 2019

Notokanan’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana sy ny Masoivohon’i Inde Abhay Kumar tamin’ny fomba ofisialy omaly ny lalana Mahatma Ghandi teny

 

 

 

 Mahamasina sy Indira Ghandi Tsaralàlana. Ilaina ny fifanajana eo amin’ny mpandeha an-tongotra sy ny mpivarotra, hoy ny ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra nandritra io fotoana io. Tompon’andraikitra, hoy izy, ny fanjakana mitady vahaolana maharitra ny amin’ny fitsinjovana amin’ny asa fiveloman’ireo mpivarotra nesorina teny amoron-dalana ireo. Nanambara ihany koa ny tenany fa mbola hitohy ny fiaraha-miasan’ny Indianina sy ny kaominina. Nilaza ihany koa ny teo anivon’ny masoivohon’i India fa mbola hanampy an’i Madagasikara amin’ny lafiny fambolena sy fampiofanana amin’ny sehatra maro. Nohazavain’ny tompon’andraikitra Indiana fa olo-malaza sady nahavita be tamin’ny fireneny ireo anarana lalana 2 napetaka teto Antananarivo ireo ary reharehan’izy ireo ny fananana izany satria niady tamin’ny asa fanandevozana.

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT