Actualités

Antananarivo Renivohitra Miala any ny Fandaharan'Asa F7


  • Alarobia 31 Aogositra 2016

Hotanterahina manerana ireo fokontany 192 eto an-drenivohitra ny fanofanana tompon’andraikitra momba ny Fampandrosoana Ifotony (Agents de Développement Local).

Ireo tanora manana ny diplaoma bakalôrea no entanina handray anjara amin'izany, ao anatin'ny Fandaharan'Asa F7 dia ny  Fokontany, Filamatra, Fahadiovana, Fandriampahalemana, Fampandrosoana, Fanatanjahantena ary ny  Fahasalamana. Maro ireo mpiara-miombona antoka ara-teknika sy ara-bola miara-miasa amin'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra amin'ny fanatanterahana izao tetikasa lehibe izao.

 

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT