Actualités

Antananarivo-Renivohitra Kianina ho didy jadona indray ny fandaminana atao


  • Zoma 07 Oktobra 2016

Haverimberina eto Andrenivohitra indray ankehitriny ny resaka hoe : « didy jadona » amin’ny ezaka ataon’ny kaominina CUA amin’ny famerenana amin’ny laoniny ny fiainana milamin’ny vahoakan’Antananarivo sy ny fanafoanana ny gaboraraka tsy hahazo laka eto amin’ny tanàna intsony.

 

Mazava loatra fa ireo izay tsy tia fandrosoana sy manana fihevitra halako bika tsy tiako tarehy ary ireo tsy maty voalavo an-kibo no tena mandefa  mivantana na an-kolaka izany fitenenana izany indray ary dia misy mihitsy ohatra hatramin’ireo heverina fa olona manana ny maha-izy azy no minia mandika ny lalàna velona mba hoentina hanaporofoana hono izany resaka didy jadona izany. Anisan’izany ireto tompona fiara raitra tsy manana fahasahiranana akory mametraka  ny fiarakodiany eo amban’ny takelaby misy soratra « Arrêt bus » izay fantatra fa tsy azo hijanonan’ny fiara hafa na dia iray segondra monja aza. Vokany nitarika amboteazy tsy anerany ny fanaovana fanahiniana tahaka itony tetsy Antaninandro azon’ny mpanao gazety sary omaly itony

Rabri


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT