Actualités

Anosy sy ny manodidina Nianjera ny takelaby, sahirana tamin’ny rano ny fiara


  • Alakamisy 09 Martsa 2017

Dibo-drano ny arabe tetsy Anosy sy ny manodidina omaly maraina vokatry ny ora-nikija tsy niato teto an-drenivohitra. Sahirana ny fiara vokatr’izany raha betsaka ihany koa ireo trano teny amin’ny manodidina no tafiditra ny rano ka voatery nitady vahaolana ny tompony.

Vokatry ny fahatsentseman’ny tata-drano tokony hivarinan’ny rano maloto eny amin’iny faritra iny no voalaza fa anisan’ny antony manampy trotraka ny fanariana fako any anaty tatatra, fihetsika izay tena mahazatra ireo mpivarotra amoron-dalana tokoa… nidaraboka tamin’ny tany ihany koa ny takelaby fametahana dokambarotra iray teo amin’ny fiandrasana taksibe Anosy, sao fa tsy nandratra olona. Teny Mahamasina indray dia nisy fiara nianjeran’ny hazo.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT