Actualités

Anosipatrana Nidiran’andro ilay fiaran’ny polisy monisipaly nandika lalŕna


  • Alatsinainy 26 Janoary 2015

Nahatsikaiky omaly alahady hariva tokony ho tamin’ny 5ora 30 fa dia maty teo am-piakarana teo akaikin’ny masera ho eny

 

 Anosipatrana ny fiara kamionety kely an’ny polisy monisipaly. Amin’ny lalana hiakatra no tokony halehany kanefa ny nifanohitra amin’izay no nataony. Raha ny filazan-dry zareo dia lany solika ilay fiara. Soa fa tsy dia maro ny fiara fa raha tsy izay dia fitohanana goavana indray no nisy teny an-toerana. Ny natao ho fitaratra hanaja ny lalàna indray izany no nandika ny torolalana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT