Actualités

Anosipatrana Atsinanana Tonga any ambany fandriana ny rano


  • Alarobia 07 Janoary 2015

Anisan’ny tanàna efa fefiky ny rano koa ny eny Anosipatrana Atsinanana manamorona ny tanimbary amin’izao fiavian’ny orana misesy izao. Efa tafiditry ny rano ny tokantrano sasany. Ny antony dia efa maro ireo olona manorina trano amin’ny tanimbary eny an-toerana.

Amin’ny ankapobeny, tsy mahita lalana hivoahana intsony ny rano noho ny fanotorana sy ny fako ariana amin’ny tatatra. Tototra ihany koa ny lakandrano. Raha mitohy izao dia ho maro no tsy hanan-kialofana, nefa vao manomboka ny fahavaratra. Toa mandrora mitsilany ihany ny Malagasy ankehitriny !

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT