Actualités

Anosimahavelona-Tana IV Lasan’ny Sinoa ny moron’Ikopa


  • Alakamisy 06 Febroary 2020

Roso amin’ny fanorenana toeram-ponenana na tanàna vaovao manamorona ny fefilohan’i Ikopa, eny Anosimahavelona Boriborintany faha-4,

 

 

 Antananarivo Renivohitra ny orinasa sinoa Run Dong International Development SARL, araka ny taratasy eo am-pelantanan’izy ireo. Manana « Certificat juridique » sy efa nahazo taratasy fanomezan-dalana avy amin’ny APIPA, araka ny taratasy nataon’ny mpitantana ny 31 janoary 2020, ary nandalo tao amin’ny fokontany ny alatsinainy 3 febroary 2020 teo. Hiroso amin’ny fanatanterahana ny tetikasa eo amin’ny taninay izahay, hoy ny voalazan’ny taratasy amin’ny ankapobeny. Misy fananganana fotodrafitrasa fanasan-damba, toeram-pivoahana sy fidiovana ataon'ny orinasa, ankoatra ny fanomezana asa hisitrahan’ny mponina manodidina, hoy hatrany ny taratasy.

Toky R

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT