Actualités

Ankizivavy 16 taona Niteraka kambana telo mianadahy


  • Alakamisy 08 Janoary 2015

Tovovavy iray 16 taona mpianatry ny CEG taona fahafito (classe 5 ème) avy any Ambovombe Androy mipetraka amin’ny rahavavin-dreniny ao Toliara (vadina mpitari-posy)

nanomboka ny volana desambra lasa teo no teraka kambana telo mirahavavy ny antoandron’ny alatsinainy teo, ary reninjaza no nampiteraka azy. Nananosarotra vao latsaka ny zaza fahatelo, raha ny fanazavana azo. Raha ny angom-baovao hatrany, tsy manambady ity zazavavy tsy ampy taona ity, ka rehefa nitoe-jaza nananika ny dimy volana ny kibony dia najanon’ny ray aman-dreniny tamin’ny fianarana izy.

 

Goragora

 

Goragora ny fitaizana, dia lasa kely manao firaisana ny ankizy ary mitombo isa saika isan’andro ireo ankizivavy tsy ampy taona mbola mianatra bevohoka, misy aza 12 taona (mpianatry ny EPP) dia efa reny sahady. Maso mahita ao Toliara ao, asa na noho ny fomban-tany mbola mahazo laka na ny fitiavam-bola no diso tafahoatra vokatry ny fahantrana sy rendrarendra, fa mitombo isa hatrany ireo tsy ampy taona

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT