Actualités

ANKAZOABO ATSIMO Raikitra ny fifampitifirana, dahalo 4 matin’ny zandary


  • Zoma 21 Novambra 2014

Naharitra adiny roa ny fifampitifirana teo amin’ny dahalo 15 lahy avy nanafika sy nangalatra omby tao amin’ny tanŕnan’ Ankilivalokely any amin’ny distrikan’Ankazoabo Atsimo sy ny mpitandro filaminana, afak’omaly tolakandro.

Vokatry ny fifandonana teo amin’ny roa tonta, dahalo efatra maty lavon’ny balan’ny zandary, ary zandary iray naratra voatifitra teo amin’ny tongony. Midika izany fa mbola miaina ao anaty tsy fandriampahalemana tanteraka ny any amin’ny faritra Atsimo Andrefana. Miaina ao anaty horohoro sy tahotra ny vahoaka noho ny asan-dahalo mahazo laka. Rahoviana re vao ho tonga saina ny kotro any e ?

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT