Actualités

Ankadivato Misy lavaka be mampidi-doza


  • Talata 20 Janoary 2015

Maromaro ihany ireo lalana simba ahitana lavaka eto an-drenivohitra fa anisan’ny tena mampidi-doza ny misy eny Ankadivato.

Tsy vitan’ny lavaka intsony fa dia nihotsaka mihitsy ny sisin’ny arabe ary omby fiara ilay lavaka be. Nilaza ny tao amin’ny minisiteran’ny asa vaventy fa vita mihitsy ny vanim-potoan’ny orana vao azo atomboka ny fanamboaran-dalana, na izany aza dia mila fanamboarana haingana kosa ny eny Ankadivato eny sao hampidi-doza olona maro.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT