Actualités

Ankadimbahoaka-Anosizato Feno trano miorina ny fefiloha


  • Sabotsy 24 Desambra 2016

Maniry toy ny anana ny trano miorina eo ambony fefilohan’Ikopa hatreo Ankadimbahoaka mipaka any Anosizato Atsinanana. Taorian’ny tetezamita no ho mankaty no tsapa fa nahamaro ny asa fanorenana tamin’iny faritra iny.

Mahazo laharana ny trano miorina, nisy nanome alalana “angamba” matoa mijoro ireny. Raha ny tantaran’iny fefiloha iny hatramin’izay anefa dia voarara ny fanorenan-trano eo ambony. Raha azo natao izany mety efa feno trano hatreo Anosipatrana hatreny amin’ny sampanana Ambohitrimanjaka. Sa misy azo anorenana dia misy tsy azo ?

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT