Actualités

Andron’ny vehivavy Nanome hafatra ny minisitry ny mponina


  • Zoma 08 Martsa 2019

Mahavita azy ny vehivavy raha ny nambaran’ny minisitry ny mponina, Irmah Naharimamy, omaly, tany Mahajanga.

 

 

 Manentana ny vehivavy rehetra izy mba handray andraikitra amin’ny fampandrosoana ny firenena. Efa hiroso amin’ny fifidianana solombavambahoaka rahateo isika atsy ho atsy, hoy ny nambarany ka antenaina mba ho maro an’isa ny vehivavy hisahana ny raharaham-pirenena. Maromaro moa ny hetsika mikasika ny andron’ny vehivavy anio.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT