Actualités

Andron’ny vehivavy Anaty rivodoza, ahiana ny fandriampahalemana


  • Talata 07 Martsa 2017

Sambany indray no ao anaty vanim-potoanan’ny rivodoza no hankalazana ny andron’ny 8 martsa.

Anio talata raha ny vinavinan’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro no hiditra ao Antalaha ilay rivodoza Enawo. Ho ao anaty rivodoza tanteraka, araka izany, no mety hankalazan’ireo andriambavilanitra ny andron’izy ireo ao an-toerana raha tsy miova ny fandaharan-janahary. Etsy an-kilany, vinavinaina ho havoriana indray etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina rahampitso izay marihina fa eo ambany fiahian-dramatoa vadin’ny filoham-pirenena, Voahangy Rajaonarimampianina. Maro ireo fanontaniana mipetraka any an-dohan’ny mpanara-baovao. Anisan’ireny ny hoe manao ahoana ny eo amin’ny lafiny fitandroana ny filaminana ? Tsy azo odiana tsy tsaroana mantsy ny zava-doza efa nitranga nandalo matetika isak’izay nikarakara zavatra tao amin’ity kianja ity ny fitondrana ankehitriny.

Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT