Actualités

Andron’ny tehina fotsy Hihetsika ireo jamba


  • Alarobia 12 Oktobra 2016

Ny 15 oktobra izao no hankalazana ny andron’ny tehina fotsy eto amintsika. Ny federasionin’ny fikambanan’ny jamba no hankalaza azy io ao Antsirabe,

 

 raha ny fandaharam-potoana fantatra hatreto. Hisy ny fampahafantarana ny mikasika ny antony hampiasan’ireo manana olana ara-pahitana ny tehina fotsy sy ny fampandraisana anjara ny olon-drehetra ihany koa ao anatin’ny hetsika. Mazava ho azy, raha ny fanazavana, dia ny maha-zava dehibe sy ny mombamomba rehetra an’ity tehina mankalaza ny androny amin’io fotoana io ity mihitsy no tena ho asongadina. Tsy latsa-danja amin’izay koa anefa ny fanehoana fa tsy enta-mavesatra eo amin’ny fiaraha-monina ny jamba saingy miangavy fifanajana eo anivon’ny fiarahamonina kosa.

Mirija  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT