Actualités

Andron’ny 8 martsa Manohana mavitrika ny ben’ny tanŕna ny fokontany 32 ao amin’ny Boriborintany fahefatra


  • Alarobia 08 Martsa 2017

Manohana mavitrika ny ben’ny tanŕnan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana ny fokontany 32 ao amin’ny Boriborintany fahefatra

. Nanao fiaraha-mientana amin’ny fiara manokana ny fokontany Anosipatrana Atsinanana sy Andrefana ho eny amin’ny lapan’ny tanàna anio alarobia 8 martsa. Ny mpitahiry vola sy ny mpitantsoratry ny fokontany tarihin’ny prezidan’ny  FOKO TIM Anosipatrana Atsinanana no mpanentana mavitrika.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT