Actualités

Andro ratsy any Antsalova Iray maty lasan’ny rano, iray hafa naratra nianjeran’ny trano


  • Alarobia 04 Febroary 2015

Lehilahy iray no maty lasan’ny rano ny tolankandron’ny alatsinainy teo tany Antsalova ary tsy mbola hita hatramin’ny omaly talata hariva nandraisana ny vaovao.

 Trano iray ao Antsalova tampon-tanàna ihany koa no nirodana vokatry ny fijojon’ny orana ateraky andro ratsy mitoetra ao amin’ny lakandranon’i Mozambika, ka tovolahikely iray 7 taona naratra vokatr’izany saingy tsy atahorana ny ainy. Vokatr’io andro ratsy io hatrany dia niato avokoa ny fampianarana nanerana ny fari-piadidiam-pampianarana Antsalova omaly.

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT