Actualités

Andro iadiana amin’ny « Alzheimer » Hisy fizaham-pahasalamana anio


  • Alarobia 21 Septambra 2016

Anio alarobia 21 septambra no fotoana voafaritra ho andro iraisam-pirenena hiadiana amin’ny aretin’ny fitadidiana na “Alzheimer”

 ka tsy diso anjara amin’izany ny eto amintsika. Ho fanamarihana izany dia hisy ny diabe miainga eo Anosy mihazo ny Hopitaly HJRA eo Ampefiloha. Hisy ihany koa ny fizaham-pahasalamana maimaimpoana hahafahan’ny tsirairay mitily ny aretina ny aretina isan-karazany toy ny VIH-SIDA sy aretina maro samihafa.

Toky R.

   

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT