Actualités

Andrin-jiro mitondra herinaratra mahery vaika Miisa 3 ireo ahiana hihotsaka any amin’ny lalam-pirenena


  • Alatsinainy 23 Janoary 2023

Andrin-jiro mitondra herinaratra mahery vaika miisa telo no ahiana hihotsaka ao amin'ny reniranon'i Varingohitra, 7km miala ny kaomina ambanivohitra Maroantsetra,

vokatry ny fiakaran'ny renirano izay nandavaka ny moron'ny lalam-pirenana fahadimy na RM 5. Andrin-jiro mamatsy herinaratra ny tanànan'i Maroantsetra avy any amin'ny foibe famokaran'i Vodiriana ireo andrin-jiro ireo, raha araka ny fantatra. Ho tapaka ny famatsiana any an-toerana raha toa ka mihotsaka ireo, izay efa eo amin'ny 1,50 m manamorona io renirano io. Nakatona ny fifamoivoizana manodidina io faritra io vokatr’izany. Hiezaka hamaha ny olana arak'izay fahafahany moa ny JIRAMA sy ny manam-pahefana isan-tsokajiny any an-toerana, raha araka ny vaovao azo.
Pati
Legende : Andrin-jiro mitondra herinaratra mahery vaika no ahiana hihotsaka any Maroantsetra
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT