Actualités

Andriamanampisoa Gegine Marie Marthe Tonga dia nalevina tsy nitomaniana tany Mananjary noho ny Sambatra


  • Alatsinainy 03 Novambra 2014

Tontosa tany Mananjary Ankatafana ny alarobia lasa teo ny fandevenana ny nofo mangatsikan’Itompokovavy Andriamanampisoa Gegine Marie

Mananjary moa dia tsy azon’ ny ray aman-dreny atao ny mandevin-janaka ka ireo Havana aman-tsakaiza no nanatanteraka izany tany an-toerana ary vao tonga tany Mananjary dia nasitrika satria tsy azo nitomaniana tany izao fa tao anatin’ny fankalazana ny Sambatra tanteraka ny vahoaka. Ny fianakaviana  Andriamanampisoa Gégé Bernard sy Rtoa  Razafiarisoa Mariette dia maneho etoana ny fisaorana ireo rehetra tonga nidodododo nampionona ary nametraka fialantsiny ho an’ireo tsy tratr’antso noho ny hafenoan-drano be loatra. Mbola manantitra ny fiononana ho an’ny fianakaviana izahay eto amin’ny tambatr’orinasa Vidy Varotra manontolo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT