Actualités

Andravoahangy Tsena Nobahanan’ny mpivarotra amoron-dalana ny mpaka fako


  • Alatsinainy 05 Desambra 2016

Tapaka nandritra ny fotoana naharitra ny lalana mandalo ny tsenan’Andravoahangy omaly alahady 4 desambra misandratr’andro.

Tonga handraoka fako ny mpiasan’ny SAMVA. Nihenahena tsy niala teo amin’ny toerany anefa ireo mpivarotra amoron-dalana nifanandrify tamin’ny lalana tokony hizoran’ny kamiao haka fako. Ny mpivarotra te hanararaotra ny hamaroan’ny mpiantsena mitady ny sitrany ahay, ny mpanala fako ihany koa anefa manana adidy manala ny fako ara-potoana satria vidian-dafo ny fahataran’ny fandraofana fako eny amin’ireny dabam-pako ireny, indrindra amin’izao vanim-potoana fiakaran’ny voankazo toy ny lodsia sy ny manga izao. Tsena rahateo Andravoahangy ka mora ivangongoan’ny fako.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT