Actualités

Andavamamba Anjezika I Tetezan-kazo 600 m no voatolotra ny mponina omaly


  • Zoma 08 Janoary 2016

Tetezan-kazo mirefy 600 m fidirana ny tanàna eny amin’ny fokontanin’Andavamamba Anjezika Boriborintany I no voapetraka ka natolotra ofisialy ny fokonolona teny an-toerana omaly.

Ny fimkambanana Ambalambahoaka avy amin’ny famatsiam-bola nomen’ny filoham-pirenena no nahatotonsana ny asa. Tetikasa somary henjakenjana ihany ka tsy ho takabidin’ny vahoaka mihitsy ity vao vita ity ka izany no nidiran’ny filoham-pirenena nivantana an-tsehatra tamin’ny famatsiam-bola azy, hoy ny tompon’andraikitry ny fikambanana eny amin’ity boriborintany ity, Rtoa Randrianiainarisoa Jenny Claudia. Mahafinaritra anay ny asa vita, hoy ny mponina eny an-toerana, ka iriana fa tena asa marina ho fanampiana ny kaominina no natao fa tsy sanatria ho asa fifamingampiganana fotsiny tsotra izao. Ny fiaraha-miasa ohatran’izao no takiana’ny fampandrosoana ny tanàna ankehitriny fa tsy fifanenjahana lava izao.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT