Actualités

Andafiavaratra – Ambohitrarahaba Labozia niteraka haitrano mahatsiravina


  • Zoma 31 Oktobra 2014

Potika tao anatin’ny adim-pamantaranandro iray ny trano lehibe iray misy rihana eny Andafiavaratra Ambohitrarahaba

Omaly alakamisy alina, tao anatin’ny fotoanan’ny delestazy no nitranga ny loza. Nandrehitra labozia ny tao an-trano, ka ilay napetraka tao an-dakozia no tombanana ho nianjera ka nitarika ny fahamaizana. Lasa lavenona avokoa ny entana tao anatiny. Ny mponina teo an-tanàna no nifanampy namono ny afo, tsy hitatra tamin’ireo trano manodidina. Afo efa ho faty no tonga ny mpamonjy voina avy ao Tsaralalana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT