Actualités

ANALAKELY Niampy iray indray ny tranombarotra vaovao


  • Zoma 03 Martsa 2017

Niampy iray indray ny tranombarotra vaovao etsy Analakely. Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly ny “Building Commerce” izay fantatry ny maro tamin’ny anarana “Tia Shop” teo aloha.

 Efa saika feno mpivarotra avokoa ny ankamaroan’ireo efitrano voatokana ho amin’izany, araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra, raha mbola misy ambiny kosa ny ao amin’ny rihina voalohany. Ny hanalana fahasahiranana ireo mpiantsena eto an-drenivohitra no antom-pisiany, indrindra ny fahitana ireo karazana kojakoja rehetra ilaina amin’ny fiainana andavanandro amina toerana iray fa tsy voatery hitety tanana. Tsiahivina moa fa misy toeram-pisakafoanana, fanaovana karaoké, fanaovana massage, bar ary koa chambre ao amin’ity tranom-barotra vaovao ity ankoatra ireo karazan’entana maro samihafa toy ny akanjo, kiraro, poketra, vata fahitalavitra, finday miaraka amin’ny pieces-ny tsirairay avy.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT