Actualités

Analaiva – Morondava Miaramila manampatra fahefana


  • Alakamisy 14 Aprily 2016

Velon-taraina ny mponina ao Analaiva – Morondava manoloana ny fanamparam-pahefana ataona miaramila iray mamita iraka ao an-toerana.

 

 Maka vola tsy amin-drariny, maneritery amin-javatra tsy hita fototra mba hahazoam-bola, indrindra rehefa andro tsena … Tsy vitan’izany fa mahavita mikasi-tanana olona mihitsy ary misy mitondra takaitra amin’izany. Mahazo anaram-bositra « tsako manta » mihitsy ity miaramila ity amin’ny zava-doza ataony. Nitaraina ny Fokonolona, saingy tsy misy mpihaino fa hoe : “tsy mbola nahazo tatitra”. Mitaintaina ny vahoaka raha izao no mitohy, satria ny nantenaina mba hiaro ny fananana sy ny aina indray no manararaotra.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT