Actualités

An-tampon’ny totohobaton’Ambondrona Sambany nodiovina ny tsena misy


  • Alatsinainy 03 Oktobra 2016

Vokatry ny tsy fandraisan’andraikitra teo amin’ny sefo fokontany sy ireo mpiara-miasa aminy nanomboka ny taona 2009, dia nisy tamin’ny sabotsy teo, ny asa fanadiovana sy fandaminana nataon’ny ekipan’ny Fiadidiana ny CUA sy ny Boriborintany 1 et andrenivohitra, niaraka tamin’ny fikambanan’ny mpivarotra eo amin’ny tsena totohobaton’Ambondrona.

Anoatra ny fanadiovana mahazatra natao dia nisy mihitsy ny fitifirana  tamin’ny rano ity toerana ity.  Ny zava-misy mantsy raha lazaina ambangovangony  dia zary lasa trano fiheren’ireo tsy mana-kialofana, sy lasa »rideaux gony » fanaovan-dratsy ny tsena ao andamosin’ny biraom-pokontany  eny Ambondrona Ambodifilao. Tsy maintsy nalàna teo, araka izany, ireo olona am-polony nanorom-ponenana sy manao asa ratsy tao. Nomarihandry zareo ao amin’ny CUA fa mbola hotohizana ny asa fanadiovana tahaka iny natao teny Ambona iny.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT