Actualités

Ambohitrimanjaka Mpandeha taksibe nendahin’ny jiolahy mitam-basy


  • Sabotsy 05 Martsa 2016

Taksibe iray manao zotra Ampangabe Ambohitrimanjaka – 67ha no notafihin’ny jiolahy

 

mitam-basy teny ampandehanana omaly vao mangiran-dratsy, tokony ho tamin’ny 4 ora maraina. Tamin’iny vahilava hiditra ny toeram-pivarotana taozavatra malagasy, hihazo ny lalana digy iny no nitranga ny fanafihana. Voambana basy ny mpamily, ny sasany nanery ireo mpandeha rehetra tao anaty taksibe hanome ny vola sy finday tany amin’izy ireo avy. Tsy nisy aina nafoy fa tao anaty tebiteby no niainan’ireo mpandeha ny zava-nitranga.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT