Actualités

AMBOHIDRATRIMO Mirongatra indray ny asan-jiolahy, tokantrano 3 no lasibatra


  • Talata 20 Janoary 2015

Tokantrano miisa telo indray tany amin’ny distrikan’Ambohidratrimo no indray notafihin’ny jiolahy mirongo fiadiana ny alin’ny zoma 16 hifoha sabotsy 17 janoary lasa teo. Tokony ho tamin’ny 12 ora alina no nitrangan’izany.

Jiolahy miisa fito tsy nisy nisaron-tava no indray nanao ny asa, niaraka tamina basy kalaky iray. Tao anatina tranobe iray ireo tokantrano telo ireo, raha araka ny fanazavana azo saingy samy mahaleotena avokoa. Noteteziny avokoa ny trano tsirairay, niainga tany ambany ka hatrany ambony. Naharitra ora maromaro no nanaovan’izy fitolahy izany, raha araka ny fitarainan’ny tompon-trano.  30 minitra taorian’ny nahalasanan’izy ireo anefa vao tonga ny mpitandro ny filaminana ka tsy nisy na inona na inona azo natao intsony. Lasan’ireo jiolahy avokoa ny vola sy ireo fananana rehetra be vidy toy ny fahitalavitra, lecteur DVD, ny firavaka sy ny finday.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT