Tsy azon’ny fiarakaretsaka hijanonana intsony amin’izao fotoana ilay manoloana ny banky iray etsy Ambodivonkely Ambohimanarina
. Teo foana anefa izy ireo no nijanona sy niandry ny mpanjifa hatramin’izay, hoy ny raim-pianakaviana iray mpamily. Vokany, voatery nihafy sy nisitrika amina toerana kely iray metatra izay tsy lavitra ity banky ity izy ireo saingy mbola henjehin’ireo mpiambina ilay banky ihany miampy vava ratsy sy teny tsy faneho masoandro. Ankoatra izay, misy fanavakavahana satria izaho ihany no lasibatra raha afaka mijanona malalaka ny sasany, hoy ity mpamily ity.
Pati
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.