Actualités

Amboasary Atsimo 18 namoy ny ainy noho ny Kere


  • Zoma 06 Febroary 2015

Tafakatra 18 ireo olona namoy ny ainy noho ny kere any amin’ny Distrikan’Amboasary Atsimo, Faritra Anosy. Isa vonjimaika ihany io.

 Ny any Tanadava sy Behara no tena voa mafy, na dia samy ahitana kere avokoa aza ireo Kaominina miisa16 mandrafitra ity Distrika ity. Ny malaso izay nampihorohoro ka tsy nahafahan’ireo tantsaha nahavita ny asa fambolena no tena nampihombo ny hanoanana any atsimo. Nanampy trotraka ny hain-tany. Anio no fantatra fa hizara fanampiana ho an’ireo traboina any an-toerana ny BNGRC na ny birao nasionaly misahana ny loza voajanahary.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT