Actualités

Amboanjobe-Bongatsara Ritra hatramin’ny rano anaty vovo


  • Sabotsy 24 Desambra 2016

Manahirana ny fahazoana rano amin’ny kartie maro eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Porofon’izany ny fahitana ireo “bidon” mavo mifanaingina sy mitandahatra efa am-polony metatra manodidina ny vavam-paompy. Amin’iny Atsimondrano iny, toy ny eny amin’ny manodidina an’Amboanjobe, kaominina Bongatsara iny dia tsy vitan’ny maina ny paompy, misasak’alina vao mandeha amin’izay indray zara raha mandeha ora iray eo dia mijanona. Ny rano anaty vovo anefa ritra ihany koa. Fahasahiranana ny an’ny mponina, ny fety anefa ity tonga.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT