Actualités

Ambatoroka Mpamily mamo tampona nitera-doza


  • Talata 06 Janoary 2015

Fiara roa nifanena no nifandona tsy fidiny tetsy Ambatoroka amin’ny fiolahanana hiazo an’Ambohipo omaly tokony ho tamin’ny 12 ora sy sasany antoandro.

 Fiara Sprinter ny iray izay avy any ambany Ambatoroka hiazo an’Ambanidia, nentina mpamily mamo tampona. Fiara kely Peugeot 106 kosa ny iray. Nisongona fiara teo alohany ilay Sprinter nefa niditra fiolanana ka nifatratra tamin’ilay Peugeot 106. Vokany, potika ny lohan’ilay fiara kely, niongotra ifotony kosa ny parechoc-n’ilay Sprinter. Tsy lavitra teo moa ny mpitandro ny filaminana izay nandray an-tanana avy hatrany ny fanadihadiana rehetra niaraka tamin’ilay mpamily mamo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT