Actualités

Ambatondrazaka Nanomboka halina ny « couvre-feu »


  • Alarobia 30 Novambra 2016

Tsy azo ivezivezena ao Ambatondrazaka eo anelanelan’ny amin’ny 10 ora alina, ka hatramin’ny 4ora maraina.

Noraisin’ny OMC Faritra Alaotra Mangoro io fepetra io manoloana ny firongatry ny tsy fandriampahalemana amin’iny faritra iny tato ho ato noho ny hamaroan’ireo mpividy sy mpitrandraka vato mivezivezy any Didy. Vao ny sabotsy teo no nisy mpamongady voatafika, ka very tamin’izany ny vola tamin’ny kitapo saika haterina tamin’ny fiara, ary nisy naratra voatifitr’ireo jiolahy.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT