Actualités

Ambatondrazaka Ankizy 10 taona nisy namatotra tamina toeram-pivarotana


  • Alatsinainy 02 Febroary 2015

Gaga sy talanjona ity renim-pianakaviana iray avy namonjy maraim-baovao raha nandalo tao amin’ny tsenan’ny fokontany Madiotsifafana, nahita ankizy lahikely

 sahabo ho 10 taona eo ho eo sady mifatotra amin’ny tsena hazo no efa reraka dia reraka. Niantso ny manodidina ilay renim-pianakaviana ka ireo indray no nitondra azy tany amin’ny toeram-pitsaboana. Tsy mbola fantatra hatreto izay namatotra io ankizy lahy io sy ny tian’ilay olona hahatongavana. Efa mitsabo io ankizy lahy io ankehitriny ireo mpitsabo ao amin’ny hopitaly Ambatondrazaka. Tsy fantatra izay ray aman-dreny na mpiantoka io ankizy lahy io.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT