Actualités

Ambatobe fokontanin’i Mandrosoa Ilafy Zaza vao teraka nisy nanary tao anaty dabam-pako


  • Talata 03 Febroary 2015

Zazalahy kely vao teraka iray narian'olona tsy mataho-tody tao anaty Bac bleu fanariana fako tetsy Ambatobe ary tazan'ireo mpanangona fako rehefa nanary ireo fako tao anaty bac bleu rehetra

tetsy amin'ny fanariana fako etsy akaikin’ny kianjan’ny 80lahy ry zareo omaly alatsinainy takariva. Efa nojeren’ny  Dokotera sy ny Zandary teny an-toerana ity zaza ity ka izahay Fokontany Mandrosoa Ilafy koa dia nanao ny asanay, hoy ny mpampita ny vaovao,  ka  nametraka fitoriana amin'ny olona tsy fantatra tao amin'ny Zandary manoloana izao habibiana niseho izao.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT