Actualités

Ambaratonga ambony Manintona ny mpianatra ireo sekoly handoavam-bola


  • Alakamisy 14 Janoary 2016

Aleon’ny mpianatra afa-panadinana bakalôrea amin’izao misafidy ireo sekoly ambony handoavam-bola toy izany hanohy fianarana eny amin’ny oniversitem-panjakana na dia sarotra aza ny fiainana

 

. Antony dia noho ny fisian’ny fitokonana lavareny  eny an-toerana vokatry ny hetsika ny mpianatra sy ny fitakiana nataon’ireo mpampianatra izay hamonoana vola roa raha kely, hoy ireo mpianatra Ankoatra izay dia mbola mampatahotra azy ireo ihany koa ny tsy fisian’ny fandriampahalemana eny amin’iny faritra iny izay  efa namoizana mpianatra vitsivitsy. Manoloana izany indrindra dia tonga marobe tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy  Mahamasina izy ireo omaly tao anatin’ ilay “Salon de l’étudiant”  voatokana ho amin’ny fidirana volana janoary  karakarain’ny Madajeune. Hifarana anio ny hetsika ka ny tanjona raha araka ny fanazavan’ny mpikarakara dia hahafahana manampy sy manohana ireo tanora mbola vonona ny hanohy ny fianarany ho tombontsoan’izy ireny. Tsiahivina moa fa sekoly lehibe miisa 20 no mandray anjara amin’ity salon ity.

Pati


 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT