Actualités

Ambanja Nihena 50% ny vidin’ny cacao


  • Alarobia 04 Febroary 2015

Nidina ho 1000 Ar ny kilaon’ny cacao any Ambanja raha 2000 Ar izany teo aloha. Nisy fihenany hatrany amin’ny 50% be izao. Izany fitotonganana izany dia vokatry faharatsian-dalana mampifandray ny renivohitry ny Distrikan’Ambanja amin’ireo Kaominina manodidina

, ka mampihitsoka ny vokatra ary hararaotin’ny mpanangom-bokatra. Vokatra mampalaza ary reharehan’iny Distrikan’Ambanja iny anefa ny cacao. Nifanome tanana ireo mpandraharahan’ny fitaterana sy mpanao asa soa any an-toerana, nampian’ny fokonolona namboatra ireo lalana tena ratsy mba hahafahan’ny fiara mandeha.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT