Actualités

AMBANIDIA Tratra ireo mpanendaka efa-dahy nikoizana


  • Alarobia 20 Janoary 2016

Nahazo vaovao avy amin’ny olona tsara sitra-po ny Polisin’ny “Unité d’Intervention Rapide” na ny UIR etsy Tsaralalana nilaza fa misy lehilahy maromaro manendaka eny amin’ny tonelina Ambanidia rehefa amin’ny hariva.

Nandeha teny an-toerana ny Polisy noho izany ka efa-dahy no voasambotra tamin’izany ny Zoma lasa teo tokony ho tamin’ny 08 ora alina.Tamin’ny famotorana nataon’ny “Sureté Urbaine de Tananarive” azy ireo no nahalalana fa efa ela izy ireo no nanao io asa fanendahana io fa izao vao tratra. Amin’iny faritra Ambanidia akaikin’ny tonelina  iny no tena famelezan-dry zalahy ka ireo olona sendra hariva mandeha irery na roa no tena hataony. Manomboka amin’ny 08 ora alina izy ireo no manao izany asa ratsiny izany. Efa eny am-ponja mibaby ny valin’asany izy ireo ankehitriny.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT