Actualités

Afomanga Karazany vaovao no nampiasaina


  • Alakamisy 27 Jona 2019

Nanomboka tamin’ny 6 ora hariva dia efa rakotra olona teny Anosy ny 25 jona lasa teo, niandry ny fipoahan’ny Afomanga.

 

 Tamin’ny 7 ora kosa ny fipoahana voalohany ilay antsoina hoe « annonce », izay fisintonana olona hijery. Karazany vaovao tsy fampiasa teto Madagasikara no nampiavaka ny tamin’ity, izay naharitra 45 minitra. toy ny “200 soutes”, “bombes à trois pouces”, ny “ciel”, ilay tafiakatra hatramin’ny 175 metatra miala amin’ny tany, ary ny PAC « pari rafale ». Niova ihany koa ny fametahana ny afomanga, ny isan’ny napoaka raha noharina tamin’ny taon-dasa. Samy nanao avokoa ireo kaominina manodidina an’Antananarivo toa an’i Itaosy, Ampitatafika, Andoharanofotsy, Ambohidratrimo… saingy samy nanana ny lerany.

 

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT