Actualités

Afick Gassard Kandidŕ ho mpitam-bolan’ny OJM


  • Alakamisy 30 Oktobra 2014

Hamoaka ny mangarahara sy fitantanana madio ary fahaiza-mitantana eo anivon’ny holafitra mba hananantsika famatsiambola hiantohana ny fampandehanan-draharahan’ny holafitra sy hanamafisana ny fahaiza-manaon’ny mpanao gazety rehetra no antony nanosika ahy hirotsaka ho kandidŕ ho mpitam-bolan’ny

Holafitry ny Mpanao Gazety vaovao eto Madagasikara aho, hoy i Afick Gassard. Andraikitra lavitry ny voninahitra izany mpitambolan’ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara izany, hoy izy, saingy andry iankinan’ny fahaiza-mitantan’ny fikambanana, ary endriky ny fahamarinan’ny fikambanana sy ireo mpitarika. Izany hoe ny ho mmpikamban ao amin’ny biraon’ny holafitra dia hahafahako hitondra ny anjara birikiko hampiroboroboana ireo foto-kevitra amin’ny ezaka iombonana hamerenana indray ny maha-izy azy ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara. Rehefa tsara tantana ny ara-bolan’ny fikambanana, hoy i Afick Gassard dia miantoka ny fitokisan’ny mpikambana sy ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola ary ny daholobe aminy izany. Hivoy asa fanaovan-gazety madio ary hiantoka fitantanam-bola araka ny tokony ho izy sy mangaraharahara ny tenanay raha fehezina hoy ity kandidà avy ao amin’ny Radio Ciel any Antalaha ity izay efa feno 18 taona nikirakirana ny tontolon’ny serasera.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT