Actualités

Ady tany eny Ambohitrandriamanjaka Tokony samy hiandry ny didim-pitsarana ny rehetra


  • Zoma 06 Febroary 2015

Manoaloana ny zava-misy eny amin’ny fifanolanan-tany misy eny Ambohitrimanjaka Ambohimanga notaterina teto amin’ny gazety Tia Tanindrazana laharana 1638 tamin’ny zoma 30


janoary 2014 Pejy faha-2 dia nivoaka amin’ny fahanginany ireo andian’olona faha-3 vao nividy ampahan-tany teny an-toerana tamin’ny 2014 ka nilaza ny handrava ireo trano tafo bozaka roa an-dramatoa Raveloarisoa Florine rehefa avy nitondra manampahefana nandrefy ny tany novidiany. Nilaza izy ireo ankehitriny fa tsy tokony hikitikitika n’inona n’inona eto amin’ity tany hifanolanana ity ny rehetra fa mba samy hiandry ny didim-pitsarana hivoaka amin’ny 12 febroary izao.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT