Actualités

Ady amin’ny tsy fandriampahalemana Tsy azo hihodivirana ny andraikitry ny ben’ny tanŕna


  • Alakamisy 22 Oktobra 2015

Zava-poana ny zavatra atao rehetra mahakasika ny fandriampahalemana rehefa tsy tafiditra ao anatin’ny dinika ny ben’ny tanŕna sy ny manodidina azy toy ny filoham-pokontany sy ireo andrimasom-pokonolona.

 Tsara ny fanatanterahan’ny fitondram-panjakana ny fikaonan-doha Safatsiroa mikasika ny fandriampahalemana teny amin’ny CCI Ivato farany teo, saingy mandringa noho ny tsy fanatrehan’ireo ben’ny tanàna tompo-marika voalohany amin’ny fandriampahalemana any amin’ny toerana misy azy avy satria izy ireo no tena akaiky ny vahoaka mahita ny aty vilanin’ny olona tarihany, mahafantatra ny olon-dratsy mivezivezy ao an-tanàna. Raha tiana hahazo vokatra tsara ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana, araka izany, dia tena tsy azo hihodivirana ny fandraisan’anjaran’ny rafitra eny ifotony miainga amin’ny fokontany sy ny kaominina raha misy paikady atao vao miantso ny mpitandro ny filaminana handrindra azy.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT