Actualités

Ady amin’ny lefakozatra Zaza 74 000 no hovitaina vaksiny any Toliara


  • Alarobia 14 Oktobra 2015

Miditra amin’ny andro fahatelo anio ny hetsika fanamafisana ny fanaovam-baksiny hiadiana amin’ny aretina lefakozatra manerana ny Nosy.

 

 Andiany fahadimy amin’ity taona 2015 no tanterahina, ka raha ho an’i Toliara dia “zaza maherin’ny fito alina sy efatra arivo no ezahina ho vita vaksiny lefakozatra amin’ity indray mitoraka ity“, raha ny fanazavan’ny Dr Honotaire Tsifoinalahimanirisoa, lehiben’ny fahasalamana Distrikan’i Toliara I, izay nanentana ireo ray aman-dreny mbola misalasala mba hitondra ny zaza hatao vaksiny. Nomarihiny fa afaka manao vaksiny avokoa ny zaza rehetra, na ireo efa nahavita farany teo, satria fanamafisana ny efa vita no hatao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT